Teny iditra | mitonantonana (tonantonana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitonantonana io | ||||||
Fivaditsoratra | miontanontana, mitanontanona, mitonantonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |