Teny iditra mitondra hodi-nato miantsinanana
Singan-teny mitondra ; hodi-nato ; miantsinanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Porter de l'eau à la rivière [2.165]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06