Teny iditra mitondra loha mody
Singan-teny mitondra ; loha ; mody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19