Teny iditra mitondrendrena (tondrendrena (rendrena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Matoritory, mitsikamokamo, mitoredretra, mivozavoza [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mitondrendrena
nitondrendrena
hitondrendrena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31