Teny iditra mitonendrina (tonendrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraikiraiky, tsy mitandrina tsara fa toa adaladala fanao zavatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitonendrina
Ny lasa : nitonendrina
Ny hoavy : hitonendrina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05