Teny iditra | mitongalika (tongalika (lohalika)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miforitra (ohatra ny lohalika) [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être courbé comme les anneaux d’une chaîne [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mitangolika, mitongalika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |