Teny iditra mitongilana (tongilana (hilana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Penché [1.13]
Ohatra 
1Mitongilana izao ny sambolay. [2.471]
2Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitongilana
Ny lasa : nitongilana
Ny hoavy : hitongilana
Filaza mandidy : mitongilàna

Teny iditra mitongilàna (tongilana (hilana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitongilana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20