Teny iditra mitony (tony)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
¶ Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be calm, to be quieted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se calmer, s'apaiser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitony
nitony
hitony
Ohatra Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [Andraina: Mitaraina, takila 91]

2012/09/24