Teny iditra mitopatopa (topatopa (topa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika, mihevingevina, manonja: Mitopatopa ny alon-drano
Mitovy hevitra: manonjanonja ~ mitomenjamenjana ~ mivalombalona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be agitated, to rise in waves [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se soulever en vagues [Hallanger 1974]
Ohatra Mitopatopa ny onja vaventy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 12]
Endriteny 
mitopatopa
nitopatopa
hitopatopa

2012/09/24