Teny iditra mitopy (topy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To direct the eyes at something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux) [1.8]
Ohatra Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitopy
Ny lasa : nitopy
Ny hoavy : hitopy
Filaza mandidy : mitopaza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11