Teny iditra mitoreo (toreo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalaheloizany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitoreo
Ny lasa : nitoreo
Ny hoavy : hitoreo
Filaza mandidy : mitoreova

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20