Teny iditra mitoroka (toroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany [1.78]
 Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy
Mitovy hevitra: manendrikendrika ~ manendry ~ manombotomboka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitoroka
Ny lasa : nitoroka
Ny hoavy : hitoroka
Filaza mandidy : mitoroha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05