Teny iditra | mitosaka (tosaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano Tapaka, vaky [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |