Teny iditra | mitozo (tozo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mitozo | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Mitsahatra [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |