Teny iditra mitrakitraky (trakitraky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Mitrakitraky ny taolan-tratran' io marary io [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra trakitraky

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23