Teny iditra mitranga (tranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho lany, izany hoe: ny ilany fotsiny no hita aloha: Indro mitranga avy ao anaty hazo ny volana ba liaka
Mitovy hevitra: mamelovelo ~ manangasanga ~ mipoitra ~ mipongatra ~ miposaka ~ miseho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitranga
Ny lasa : nitranga
Ny hoavy : hitranga
Filaza mandidy : mitrangà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mitrangà (tranga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitranga [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20