Teny iditra mitrena (trena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mimà (omby). [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ Mifofofofo, mimamamama (riaka)
¶ Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bellow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mugir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitrena
nitrena
hitrena
mitre
Teny nalaina 

Teny iditra mitrenà (trena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/23