Teny iditra mitroatra (troatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To jump about; to be carried away by anger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
Ohatra Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitroatra
Ny lasa : nitroatra
Ny hoavy : hitroatra
Filaza mandidy : mitroara
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20