Teny iditra mitrobaka (trobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miditra, mitsatoka ao anaty...: Nitrobaka tao amin' ny lanivoany ny sabatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrobaka
Ny lasa : nitrobaka
Ny hoavy : hitrobaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20