Teny iditra mitrosa (trosa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena
¶ Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamin-dRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go into debt for something; to owe [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   acheter à crédit; s'endetter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitrosa
nitrosa
hitrosa
mitro
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mitro (trosa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosa [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2011/08/12