Teny iditra mitrosina (trosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany
¶ Mangataka miambezo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitrosina
nitrosina
hitrosina
mitrosìna

Teny iditra mitrosìna (trosina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/24