Teny iditra mitrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera mandroso any anoloana ka mitehika amin' ny tany ny tarehy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitrotrongy
nitrotrongy
hitrotrongy

2010/05/14