Teny iditra mitsahatra (tsahatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
¶ Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
¶ Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Cesser, s’arrêter, se reposer
¶ figuré: se retirer sans rien obtenir [Abinal 1888]
Ohatra  
1Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 122]
2Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [Rinara 1974]
3hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 181]
Endriteny  
mitsahatra
mitsaha-
nitsahatra
nitsaha-
hitsahatra
hitsaha-
mitsahara
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2017/04/06