Teny iditra mitsakoaka (tsakoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (fiteny somary baranahiny) Mijanona iharam-pahavoazana: Nitsakoaka teo ny anao lahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsakoaka
Ny lasa : nitsakoaka
Ny hoavy : hitsakoaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05