Teny iditra mitsanga-mitoetra
Singan-teny mitsangana ; mitoetra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona miandry zavatra mafy ka tsy mahapetraka fa mbetika mitsangana, mbetika mitoetra [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13