Teny iditra | mitsantsana (tsantsana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maneno mikarantsana: Mitsantsana aoha izany erỳ ity lakolosy ity Mahay vava no manam-peo mikarantsana: Mitsantsana erỳ io vehivavy io [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |