Teny iditra mitsapa (tsapa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
¶ Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
¶ Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
¶ Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [Rajemisa 1985]
   [Taisaka] manjono amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   to touch, to feel of; to console [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   toucher; palper; consoler [Hallanger 1974]
Endriteny  
mitsapa
nitsapa
hitsapa
mitsapà
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra mitsapà (tsapa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2017/03/12