Teny iditra mitsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany
Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona
Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsapaka
Ny lasa : nitsapaka
Ny hoavy : hitsapaka
Filaza mandidy : mitsapàha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05