Teny iditra mitsapodilana (tsapodilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsapodilana
Ny lasa : nitsapodilana
Ny hoavy : hitsapodilana
Tovy hevitra mitsako dilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20