Teny iditra mitsara (tsara)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
¶ Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
¶ Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tana nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
¶ Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to judge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   juger; corriger [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitsara
nitsara
hitsara
mitsarà

Teny iditra mitsara
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] miteny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitsarà (tsara)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsara [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25