Teny iditra mitsatoka ohatra ny labozia
Singan-teny mitsatoka ; ohatra ; labozia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mijanona ela amin' ny toerana iray miandry olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29