Teny iditra mitsatso (tsatso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso: Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity divay ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsatso
nitsatso
hitsatso

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14