Teny iditra mitsatsàka (tsatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary
Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin' izay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsatsàka
Ny lasa : nitsatsàka
Ny hoavy : hitsatsàka
Filaza mandidy : mitsatsaha
Tovy hevitra manatsatsàka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20