Teny iditra mitsehatseha (tsehatseha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha na mamindra moramora mailamailaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsehatseha
Ny lasa : nitsehatseha
Ny hoavy : hitsehatseha
Filaza mandidy : mitsehatsehà

Teny iditra mitsehatsehà (tsehatseha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsehatseha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20