Teny iditra | mitselaka (tselaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitselaka io | ||||||
Fivaditsoratra | milatsake, mitselaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |