Teny iditra mitselatra (tselatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehitra: Mitselatra haingana ny ravin-kazo maina
¶ Misy tselatra: Mitselatra ny andro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitselatra
nitselatra
hitselatra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31