Teny iditra mitsemboka (tsemboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misahirana miasa mafy, misasatra: Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin' ity asa ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsemboka
nitsemboka
hitsemboka

2010/05/14