Teny iditra mitsena (tsena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsena
nitsena
hitsena
mitsenà

Teny iditra mitsena
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mivarotra any an-tsena [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitsenà (tsena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsena [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29