Teny iditra mitsentsitra (tsentsitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitroka ranon-javatra amin' ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra: Nitsentsitra voasary laoranjy ny marary [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   sucer, aspirer avec la bouche
¶ figuré: baiser [Abinal 1888]
Ny bikany  
mitsentsitra
nitsentsitra
hitsentsitra
mitsentsefa

Teny iditra mitsentsitra (tsentsitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mihinana ny hatsembohana sy ny haren'ny hafa [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   exploiter [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25