Teny iditra mitsidika (tsidika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mamangy [1.78]
 Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika
Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny
Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [1.1]
  [Sihanaka] Mamangy [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsidika
Ny lasa : nitsidika
Ny hoavy : hitsidika
Filaza mandidy : mitsidiha
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11