Teny iditra mitsidika andro (tsidika, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny fotoana aorian' ny mitataovovonana, rehefa mihilana kely iny ny masoandro ka mitsidika eo ambaravarambe ny tarany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Quand le soleil pénètre dans la maison, par la porte de l' ouest : vers une heure de l' après-midi [Veyrières 1913]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19