Teny iditra | mitsika (tsika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | mitsika | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] mifosa [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | matsiky, mikatsy, mitsaky, mitsika, tsamiky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |