Teny iditra mitsikebona (tsikebona (kebona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsinkafona ao anaty rano; enti-milaza zavatra tsy madio mangarangarana fa misy loto mitsinkafona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsikebona
Ny lasa : nitsikebona
Ny hoavy : hitsikebona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20