Teny iditra mitsikera (tsikera (kera))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka
¶ Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy
¶ Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [Rajemisa 1985]
   mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   analyser; critiquer [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   critiquer [Rajaonarimanana 1995]
Ny bikany  
mitsikera
nitsikera
hitsikera
mitsikerà

Teny iditra mitsikerà (tsikera (kera))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsikera [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25