Teny iditra mitsiky (tsiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to smile [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sourire [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mitsiky
nitsiky
hitsiky
mitsikia
Ohatra 
1Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [Rajohanesa: Kintana]
2Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 171]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31