Teny iditra mitsilasilasy (tsilasilasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsiredareda, midanesaka, mitavozavoza, milasilasy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsilasilasy
nitsilasilasy
hitsilasilasy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14