Teny iditra mitsililalila (tsililalila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midoladola, mitolatola eny am-pandehanana na eo ampipetrahana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsililalila
Ny lasa : nitsililalila
Ny hoavy : hitsililalila

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05