Teny iditra mitsilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To light the way; to look for something with a light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
Ohatra Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsilo
Ny lasa : nitsilo
Ny hoavy : hitsilo
Filaza mandidy : mitsilova
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20