Teny iditra mitsimbadika (tsimbadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza
¶ Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny
¶ Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsimbadika
nitsimbadika
hitsimbadika
mitsimbadiha

2010/05/14