Teny iditra mitsindroka (tsindroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo
Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo
Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Picorer [1.13]
Ohatra 
1Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany. [2.472]
2Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsindroka
Ny lasa : nitsindroka
Ny hoavy : hitsindroka
Filaza mandidy : mitsindroha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20